|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manakona
Radical  2 takona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
9 Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
10 Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
Explications en anglais  11 to conceal, to cover [1.2, 1.7]
12 to hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
Explications en français  13 cacher, couvrir [1.3#654, 1.8]
14 faire ombre en arrêtant la lumière [1.3#654]
Exemples  15  nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#]
16  Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#]

Entrée (2/2) 17  manakòna
Radical  18 takona
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manakona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  manakona, manakòna, 20 manankoa, 21 manokàna, manokana, 22 manonaka

Mis à jour le 2026/08/19