| Entrée | 1 manamarika |
| Radical | 2 marika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
7 to mark; to take note of
[1.7] |
| Explications en français |
8 marquer; prendre note de
[1.8] |
| Exemples |
9 Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao.
[2.643#]
10 Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317#] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|