|
|
|
|

Entrée 1  marika
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  14 Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
15 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika
16 Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry
17 Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay
18 Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?
19 Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1]
Explications en anglais  20 a sign or mark
21 a plan or drawing
22 arithmetic [1.7]
Explications en français  23 signe ou marque [1.8]
Exemples  24  Nisy marika hafa koa hitako. [2.472#12]
25  Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470#38]
Combinaisons  26  50 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot marika
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  28 kamary, 29 kamira, 30 karima, 31 Makira, marika, 32 mikara

Mis à jour le 2026/04/21