|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manantona
Radical  2 hantona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
Explications en anglais  9 to hang, to suspend [1.7]
Explications en français  10 suspendre, accrocher [1.8]
Exemples  11  manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. [2.470#]
12  Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. [1.353#]

Entrée (2/2) 13  manantòna
Radical  14 hantona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manantona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  manantòna, manantona

Mis à jour le 2026/08/14