|
|
|
|

Entrée 1  manasaraka
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
9 Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [1.1]
Explications en français  10 décomposer, désaccoupler [1.13]

Mis à jour le 2026/04/20