|
|
|
|

Entrée 1  mandatsaka
Radical  2 latsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
9 Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
10 Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
11 Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
12 Mandetsy
13 Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. [1.1]
Explications en anglais  14 to lay down, to put down, to let fall, to put in
15 fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on [1.2]
16 to cast down; to put down, to lay in place [1.7]
Explications en français  17 faire tomber; poser des briques, etc; enrôler [1.8]
Exemples  18  Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina [1.300#]
19  Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. [2.59#]
Combinaisons  20  8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandatsaka
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21