|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mandodona
Radical  2 dodona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy
9 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [1.1]
Explications en anglais  10 to urge, to press, to excite [1.7]
Explications en français  11 presser, exciter à [1.8]
Exemples  12  Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo. [2.245#]
13  andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" [2.5#]

Entrée (2/2) 14  mandodòna
Radical  15 dodona
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mandodona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  mandodòna, mandodona

Mis à jour le 2026/08/15