|
|
|
|

Entrée 1  mandra-piverina
Mots élémentaires  2 mandraka, 3 fiverina
Partie du discours  4  locution
Morphologie 
5  Simple :
Explications en anglais  6 until the return [3.1]
Explications en français  7 en attendant le retour, jusqu'au retour [3.1]
Exemples  8  Veloma, veloma re, mandra-piverina! [2.69#103]
9  Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy [2.649#24]
10  Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. [2.356#7]

Mis à jour le 2026/04/20