| Entrée (1/3) | 1 manerana |
| Radical | 2 erana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra?
[1.1] |
| Explications en anglais |
8 to fill, to pervade
[1.7] |
| Explications en français |
9 remplir, être dans toute l'étendue de
[1.8] |
| Exemples |
10 manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
[2.996]
|
| Entrée (2/3) | 11 manerana |
| Radical | 12 serana |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
18 Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana
[1.1] |
| Entrée (3/3) | 19 maneràna |
| Radical | 20 serana |
| Partie du discours | 21 impératif du verbe actif manerana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Anagrammes | 22 manarena, maneràna, manerana, 23 menarana, Menarana |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|