|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mangarona
Radical  2 harona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io
9 Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava
10 Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana
11 Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa
12 Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
Explications en anglais  13 to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]
14 to snatch with the hand [1.7]
Explications en français  15 Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3]
16 fouiller avec la main [1.8]
Exemples  17  ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg]
Combinaisons  18  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mangarona
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 20  mangaròna
Radical  21 harona
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mangarona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  23 manarango, 24 Mangarano, mangarona, mangaròna, 25 ranomanga

Mis à jour le 2026/08/07