|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manindrahindra
Radical  2 hindrahindra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
Explications en anglais  9 to toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
Explications en français  10 balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
11 balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
Exemples  12  aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
13  Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27]
14  Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895#40]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 16  manindrahindrà
Radical  17 hindrahindra
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manindrahindra [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  manindrahindrà, manindrahindra

Mis à jour le 2026/08/13