|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manipy
Radical  2 tsipy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
9 Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
Explications en français  10 lancer [1.13]
Exemples  11  Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587#]
12  Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#]
13  Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#]
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manipy

Entrée (2/2) 15  manipy
Radical  16 tsipy
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18 [Antambahoaka+Bara] mamafy (voa ) [1.78]

Anagrammes  19 ampiny, manipy, 20 mipany, 21 mpinia

Mis à jour le 2026/04/20