|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  manisika
Radical  2 sisika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
9 Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io
10 Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io
11 Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1]
12 mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13]
Explications en français  13 espacer, intercaler [1.13]
Exemples  14  Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto. [2.528#]
Vocabulaire  15  Economie: imprimerie, dessin
Combinaisons  16  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manisika

Entrée (2/3) 17  manisika
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19 [Bezanozano] mividy [1.78]

Entrée (3/3) 20  manisika
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22 [Tanosy] mihantsy [1.78]

Anagrammes  23 mañisaky, manisika, 24 sinimaka

Mis à jour le 2026/04/20