|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mankahala
Radical  2 hala
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
9 Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[1.1]
Explications en anglais  10 to hate [1.2, 1.7]
11 to abhor [1.2]
Explications en français  12 haïr [1.8]
Exemples  13  Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any. [1.381#]
14  Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy? [2.5#]
Vocabulaire  15  Emotions

Entrée (2/2) 16  mankahala
Radical  17 hala
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mankahala [Liste complète]

Anagrammes  mankahala, mankahalà

Mis à jour le 2026/08/15