|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  manofa
Radical  2 hofa
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
Explications en anglais  9 to rent, to pay rent for [1.7]
Explications en français  10 louer, payer un loyer [1.8]

Entrée (2/3) 11  manofa
Radical  12 hofa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14 Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
15 Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]

Entrée (3/3) 16  manofà
Radical  17 hofa
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manofa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  19 famaño, 20 famona, 21 fanamo, fañamo, 22 mafona, 23 manafo, manofà, manofa

Mis à jour le 2026/08/14