|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  manombana
Radical  2 tombana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [1.1]
Exemples  5  Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [2.471#45]

Entrée (2/3) 6  manombana
Radical  7 tombana
Partie du discours  8  verbe actif
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Explications en malgache  13 Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
14 Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
15 Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [1.1]
Explications en anglais  16 to appraise, to estimate [1.7]
Explications en français  17 évaluer, apprécier [1.8]

Entrée (3/3) 18  manombàna
Radical  19 tombana
Partie du discours  20  impératif du verbe actif manombana [Liste complète]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  manombàna, manombana

Mis à jour le 2026/08/14