|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manongana
Radical  2 ongana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
9 Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1]
Explications en anglais  10 to thrown down, to reduce, to expel. [1.2]
11 to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7]
Explications en français  12 jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [1.8]
Analogues  13  mamotitra, 14  mampifamadika, 15  manatotongana, 16  manatsingoloka, 17  manatsontsorika, 18  manohoka

Entrée (2/2) 19  manongàna
Radical  20 ongana
Partie du discours  21  impératif du verbe actif manongana [Liste complète]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  22 manangano, 23 manangòna, manangona, manongana, manongàna

Mis à jour le 2026/08/15