|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manonofy
Radical  2 nofy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
9 Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
Explications en anglais  10 to dream. [1.2]
11 to dream, to dream of [1.7]
Explications en français  12 rêver de, rêver [1.8]
Exemples  13  Hoatra ny olona manonofy izy rehetra. [2.649#264]
14  Soa ihany fa tsy mba manonofy mihitsy aho! [2.332#3]
15  Ny miondana eo an-tratrany tsy manonofy ratsy! [2.529#32]
16  Saiky isan' alina izao aho manonofy ratsy foana. [2.643#167]
Synonymes  17 manofy

Entrée (2/2) 18  mañonofy
Radical  19 honofy
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21 [Antesaka] manonofy [1.78]

Anagrammes  mañonofy, manonofy, 22 moninafo

Mis à jour le 2026/08/18