| Entrée | 1 nofy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
13 Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho
14 Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho 15 Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany 16 Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1] |
| Explications en anglais |
17 a dream
[1.2] 18 a dream; something impossible [1.7] |
| Explications en français |
19 rêve
[1.3, 1.8] 20 songe, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3] 21 chose impossible [1.8] |
| Exemples |
22 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny
[2.324]
23 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
| Combinaisons | 24 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot nofy |
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 26 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 27 fino, 28 fony, ... fo ny ..., nofy, 29 Ofnì |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|