|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manovona
Radical  2 tovona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
Explications en français  9 ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737]
Exemples  10  Tsy manovona ampen-tany [2.59#122]
11  Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#]
Combinaisons  12  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manovona

Entrée (2/2) 13  manovòna
Radical  14 tovona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manovona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  manovona, manovòna

Mis à jour le 2026/08/15