|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miafara
Radical  2 fara
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
9 Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
Explications en anglais  10 To be last, to be at the end. [1.2]
11 to terminate; to end up in a certain way [1.7]
Explications en français  12 se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Exemples  13  raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470#34]
14  Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]

Entrée (2/2) 15  miafarà
Radical  16 fara
Partie du discours  17  impératif du verbe actif miafara [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  miafarà, miafara

Mis à jour le 2026/08/19