| Entrée (1/2) | 1 miampanga |
| Radical | 2 ampanga |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
9 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to accuse
[1.2, 1.7] 11 to charge. [1.2] |
| Explications en français |
12 accuser, dénoncer
[1.8] |
| Combinaisons | 13 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miampanga |
| Entrée (2/2) | 14 miampangà |
| Radical | 15 ampanga |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif miampanga [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | miampanga, miampangà |
| Mis à jour le 2026/08/17 |
|