|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miantefa
Radical  2 antefa
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
9 Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
Explications en anglais  10 to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
Exemples  11  Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470#25]

Entrée (2/2) 12  miantefà
Radical  13 antefa
Partie du discours  14  impératif du verbe actif miantefa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 fatimena, miantefà, miantefa, 16 mifañate

Mis à jour le 2026/08/13