|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mibanjina
Radical  2 banjina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
Explications en anglais  9 to stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
Explications en français  10 contempler [1.3, 1.8]
11 regarder [1.3]
12 regarder fixement [1.8]
Exemples  13  Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324]
14  -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470#90]

Entrée (2/2) 15  mibanjìna
Radical  16 banjina
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mibanjina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mibanjina, mibanjìna

Mis à jour le 2026/08/15