|
|
|
|

Entrée 1  miely
Radical  2 ely
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
9 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1]
Explications en anglais  10 to be scattered, to be diffused [1.7]
Explications en français  11 se répandre, se propager [1.8]
Exemples  12  Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472#110]
Analogues  13  manao vary raraka, 14  miely patrana, 15  mihahaka, 16  mihanaka, 17  mipariaka, 18  Miparitaka, 19  miraraka
Combinaisons  20  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miely

Anagrammes  miely, 21 miley

Mis à jour le 2026/04/22