|
|
|
|

Entrée 1  mifandimby
Radical  2 dimby
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay
9 Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa
10 Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1]
11 mifampisolo toerana [1.13]
Explications en français  12 se succéder, se remplacer [1.13]
Exemples  13  Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao [2.471#27]
14  nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472#194]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21