|
|
|
|

Entrée 1  mifandray
Radical  2 ray
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 mampita, mifampitohy [1.13]
Explications en français  8 communiquer [1.13]
Exemples  9  Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. [2.245#]
10  ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#]
11  Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#]
Combinaisons  12  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifandray
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 fiamandry, 15 mifandira, mifandray

Mis à jour le 2026/04/21