|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mifanena
Radical  2 tsena
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explications en français  9 se rencontrer réciproquement [1.107]
Exemples  10  Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
11  Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4#39]
12  Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5#92]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 14  mifanenà
Radical  15 tsena
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mifanena [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  17 manefina, mifanenà, mifanena

Mis à jour le 2026/08/15