|
|
|
|

Entrée 1  mifanitsy
Radical  2 hitsy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
8 Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
9 Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
Explications en français  10 aligné [1.13]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifanitsy
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21