|
|
|
|

Entrée 1  mifanohitra
Radical  2 tohitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
9 Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
10 Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
11 Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1]
Explications en français  12 opposé, contraire [1.13]
Exemples  13  Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471#45]
14  Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5]
Combinaisons  15  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifanohitra

Mis à jour le 2026/04/20