|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mifanosona
Radical  2 sosona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
9 Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]

Entrée (2/2) 10  mifanosòna
Radical  11 sosona
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mifanosona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  13 manonofisa, mifanosona, mifanosòna

Mis à jour le 2026/08/15