|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihaminkamina
Radical  2 haminkamina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
9 (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Explications en anglais  10 to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
Exemples  11  Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470#52]
Synonymes  12 mihamina

Entrée (2/2) 13  mihaminkamìna
Radical  14 haminkamina
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mihaminkamina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Synonymes  16 mihamina

Anagrammes  mihaminkamìna, mihaminkamina

Mis à jour le 2026/08/15