|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihantona
Radical  2 hantona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
9 Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
10 Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
Explications en anglais  11 to be hung up, to hang up. [1.2]
12 to hang [1.7]
Explications en français  13 être suspendu [1.8]
Exemples  14  Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470#105]
15  Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471#33]
16  Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472#93]
Combinaisons  17  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihantona
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 19  mihantòna
Radical  20 hantona
Partie du discours  21  impératif du verbe actif mihantona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  22 mahontany, mihantona, mihantòna

Mis à jour le 2026/08/06