|
|
|
|

Entrée 1  miharatsy
Radical  2 ratsy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  7 devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3#516]
Exemples  8  ary tsy hitanay izay varotra miharatsy; [2.366#]
9  miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja. [2.471#]
10  Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana. [2.424#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 mahisitra, miharatsy, 13 mihisatra, 14 misahatry

Mis à jour le 2026/04/21