| Entrée (1/2) | 1 mihazona |
| Radical | 2 hazona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
9 Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to hold, to grasp, to detain.
[1.2] 11 to grasp, to retain [1.7] |
| Explications en français |
12 retenir, tenir; saisir
[1.8] |
| Exemples |
13 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
[2.5]
14 Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471#19] |
| Entrée (2/2) | 15 mihazòna |
| Radical | 16 hazona |
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mihazona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 18 manohiza, mihazona, mihazòna, 19 mihozana |
| Mis à jour le 2026/08/06 |
|