|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihenahena
Radical  2 henahena
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
9 Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
10 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
11 Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 13  mihenahenà
Radical  14 henahena
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mihenahena [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mihenahena, mihenahenà, 16 minehanehà, minehaneha

Mis à jour le 2026/08/19