|
|
|
|

Entrée 1  mihetsika
Radical  2 hetsika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
9 Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
10 Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
Explications en français  11 bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Combinaisons  12  9 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihetsika
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21