|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihizina
Radical  2 hizina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
9 Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
10 Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
11 Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
12 Mihenahena, mitokona [1.1]
Explications en anglais  13 to be crowded, full [1.7]
Explications en français  14 être bondé [1.8]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihizina

Entrée (2/2) 16  mihizìna
Radical  17 hizina
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mihizina [Liste complète]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  19 mahiziñy, mihizina, mihizìna

Mis à jour le 2026/08/15