|
|
|
|

Entrée 1  mihodivitra
Radical  2 hodivitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity
9 Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
10 Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
11 Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
12 Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
13 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona [1.1]
Explications en anglais  14 to turn aside; to be untrustworthy [1.7]
Explications en français  15 se détourner; faire des détours [1.8]
Analogues  16  Mibirioka, 17  Mibisioka, 18  mibolidy, 19  mivaona, 20  miviona
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22