|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mikitrana
Radical  2 kitrana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
9 Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
10 Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mikitrana

Entrée (2/2) 12  mikitràna
Radical  13 kitrana
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mikitrana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 manitrika, mikitrana, mikitràna, 16 mitranaky

Mis à jour le 2026/08/15