|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  minona
Radical  2 inona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Antambahoaka+Sihanaka+Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
9 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
Explications en français  10 boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281]
Exemples  11  Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#]
Combinaisons  12  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot minona
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 14  minòna
Radical  15 inona
Partie du discours  16  impératif du verbe actif minona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#281]

Anagrammes  17 mañino, 18 manony, mañony, minòna, minona, 19 monany, 20 monina

Mis à jour le 2026/08/15