|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mionona
Radical  2 onona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
9 Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
Explications en anglais  10 to be appeased, to be assuaged. [1.2]
11 to be consoled, to be comforted [1.7]
Explications en français  12 se consoler, s'apaiser [1.8]
Exemples  13  fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [2.131]

Entrée (2/2) 14  mionòna
Radical  15 onona
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mionona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  17 amonony, 18 minonoa, mionona, mionòna

Mis à jour le 2026/08/15