|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  miorika
Radical  2 orika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Tanala] miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
9 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1]
10 miakatra mankany andoharano [1.13]
Explications en anglais  11 to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
Explications en français  12 Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
13 remonter le courant [1.13]
Exemples  14  ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48#570]
Antonymes  15 mivalana
Analogues  16  miakatra any irà
Combinaisons  17  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miorika
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4) 19  miorika
Radical  20 orika
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en français  22 vomir [1.3]
Vocabulaire  23  Santé

Entrée (3/4) 24  miorika
Radical  25 orika
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27 Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]

Entrée (4/4) 28  miorika
Partie du discours  29  nom
Explications en français  30 minorant [1.13]
Vocabulaire  31  Mathématiques: algèbre

Anagrammes  32 marioky, 33 miokira, miorika, 34 miraoky, 35 mirokia

Mis à jour le 2026/04/22