|
|
|
|

Entrée 1  mipoitra
Radical  2 poitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao?
9 Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay
10 Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra
11 (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1]
12 miseho
13 azo avy amin'ny ... [1.13]
Explications en français  14 émerger
15 dériver de ... [1.13]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mipoitra, 17 mpioitra

Mis à jour le 2026/04/21