|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miraharaha
Radical  2 raharaha
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
9 Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
10 Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
Explications en anglais  11 to consult, to deliberate, to do business. [1.2]
12 to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
Explications en français  13 délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Exemples  14  mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472#185]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 16  miraharahà
Radical  17 raharaha
Partie du discours  18  impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  19 miharahara, miraharaha, miraharahà

Mis à jour le 2026/08/15