|
|
|
|

Entrée 1  mirakitra
Radical  2 rakitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
9 Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
10 Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
11 Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1]
Explications en anglais  12 to preserve [1.2, 1.7]
13 to keep, to hoard. [1.2]
14 to save up [1.7]
Explications en français  15 thésauriser, amasser; conserver [1.8]
Exemples  16  mirakitra ny tantarako. [2.470#177]
Combinaisons  17  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mirakitra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  19 marikitra, mirakitra

Mis à jour le 2026/04/21