| Entrée | 1 rakitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
12 Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona
13 Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy 14 Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly 15 Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1] |
| Explications en anglais |
16 a treasure, a hoard.
[1.2] 17 a hoard, a treasure; a collection in church [1.7] |
| Explications en français |
18 accumulation, trésor; quête à l'église
[1.8] |
| Exemples |
19 Ny variteloventy no fanao rakitra.
[2.649#]
20 Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra. [2.356#] 21 Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany. [1.353#] |
| Combinaisons | 22 10 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot rakitra |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 24 kitrara, 25 rakatry, rakitra |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|