|
|
|
|

Entrée 1  miresaka
Radical  2 resaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany
9 Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be
10 Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana
11 Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy?
12 Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera
13 Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1]
Explications en français  14 causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3]
15 [Sakalava-Mayotte] crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405]
Exemples  16  Nandady aho no nanatona, hoy izy, ka nihaino, ary fantatro fa hianao no miresaka. [2.324]
17  Tovovavy kely tsy ampy roapolo taona ve no miresaka amiko sa vehivavy lehibe efa vory saina? [2.471#26]
18  Mba miresaka iny olona iny e! (Quel grand causeur!) [1.3#527]
19  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472#200]
Analogues  20  mamboly resaka, 21  manokon-dresaka, 22  mikoràna, 23  mitafa, 24  mitafasiry, 25  mitaria
Combinaisons  26  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miresaka
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  28 maresaky, miresaka, 29 misarake, 30 seramika

Mis à jour le 2026/04/22