|
|
|
|

Entrée 1  mirifatra
Radical  2 rifatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1]
Exemples  9  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470#38]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 mifaritra, 12 mirafitra, mirifatra

Mis à jour le 2026/04/21