|
|
|
|

Entrée 1  rifatra
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  26 Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. [1.1]
Explications en anglais  27 fled, run away [1.7]
Explications en français  28 qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) [1.3]
29 qui fuit, qui s'envole [1.8]
Exemples  30  Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy. [2.470#104]
31  dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996]
Combinaisons  32  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot rifatra

Anagrammes  33 faratry, 34 faritra, 35 firàtra, firatra, 36 rafitra, rifatra

Mis à jour le 2026/08/15